<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>584</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 (Maintimolaly)

[V2]
 Arovy ny fanahinay,
 Andriamanitra !
 Tariho ny fanahinay, (in-2)
 Hanaraka Anao. (in-3)

[V3]
 Hianao no hiankinanay,
 Fa tsara Hianao ;
 Ka mamelà ny helokay (in-2)
 Fa diso izahay. (in-3)

[V4]
 Izahay hiantso Anao,
 Andriamanitra !
 Ka henoy ny fivavaka (in-2)
 Ataonay aminao. (in-3)

[V5]
 Mitsinjova ny mpanota
 Mahantra indrindra,
 Fa Jeso, Ilay
 Mpanavotra (in-2)
 No maty nisolo (in-3)</lyrics>
<title>Arovy ny fanahinay Andriamanitra FFPM584</title>
</song>